Adala sa mody adala! Akoho lehibe iray no lasan’ilay rangahy izay atao adala eny amin’ny fokotany anakiray aty Toliara. Tena manao fomban’ny adala tokoa izy satria manao lamba rovitra eny andalana, maloto ary mitsimoka ny hitany. Ny nahagaga dia izy nahay nanambotra ny akohon’olona iray izay ao anaty fefy ka tsy natahorany an’ireto tompony. Refa avy nanambotra ilay akoho izy dia nilefa tao anaty lakoro fa saingy nisy nahita ka voa sambotra. Ny olona sasany izay mahay azy fa mody adala dia nidaroka azy fa ny sasany kosa niteny fa tena adala io olona io ka aza vonona. rehefa navela ity ranamana ity dia nilefa ka nitomany. Tena adala ve izy amizany sa mody adala????
ANIZA NY TSINY
Mivangongo tsy araka ny tokony ho izy ny hamaron’ny fako miparitaka eto antampo-tananan’ny Toliara. Misy ny eny antsena, misy ihany koa ny akaiky ny sekoly fianarana fa indrindra ny any anaty tanàna any. Mahamenatra ny mahita azy satria mba lazaina ihany fa renivohitra i Toliara kanefa maloto. Misy anefa ny mpanadio tanàna ao amin’ny Kaominana izay miasa isanandro fa tena mbola tsy madio ihany ny lalana. Ny mampalahelo dia ny fakon’ireo olona izay mipetraka amoron’iny arabe iny izay tsy ataony any anaty lavapako fa aparitaka eny fotsiny. Maro anefa ireo fako ka tsy arak’ireto mpiasa ireto intsony ny asa fanadiovana. Ny fanariam-panko ihany koa tsy ampy ka rehefa feno ny iray dia miparitaka ny loto.
Isany manamparitaka izany ihany koa ireo olona izay tsy manana hatao fa mitsimpona ny efa maloto ho hanina. Maro be anefa ny vokadratsy azo avy amin’ireny fiparitahan’ny loto ireny. Ny tsy fantatra aloha eto hoe: tsy mahay ny loza azo avy amin’ny loto ve ny mponina sa minia tsy mahay??? De an’iza ary ny tsiny amin’ny fahalotoan’ny tanànan’ny Toliara????????????

zao ve de mba ho rariny ry tanora gasy.
Tsy mba sakafo hahavelona no havory maro tahaka an’io fa fako hiteraka aretina!!!!!!!!!!
HAJAO NY MANODIDINA ANAO
Ramatoa lehibe iray no tratra nanao maloto teo amin’ny toeram-pitsangatsanganana « jardin de la mer » aty Toliara ny 11 ny volana Novambra 2012 lasa teo iny tokony ho tamin’ny 3ora. Raha araka ny nambaran’ity ramatoa ity dia efa ela be izy no tsy taty Toliara. Tamin’izy taty dia naloto be ny nahitany an’io toerana io ary maro ihany koa ny olona nanao maloto eo. Ataony fa mbola mitovy tamin’ny taloha ihany anefa ilay toerana ka dia niverina ny nanao ny hadalany teo ilay ramatoa ka tratra. Tsy nanaiky ny mpiambina teo ka nanambotra azy dia nomen’ireto farany sazy izy ny manadio ny plage hatramin’ny 6ora hariva. Nifona tamin’ireto mpiambina ilay ramatoa fa ny handraoka na hanka ilay maloto nataony ihany no hataony. Tsy nanaiky anefa ireto mpiambina fa tsy maintsy manadio ihany ilay ramatoa ary manala ilay maloto nataony ihany koa. Nihamafy ny resaka ka nanda tsy hanao izany ilay ramatoa ka ady no niafaran’ilay tranga.
Tsy nahay namehy tena koa ireto mpiambina dia niteny ratsy sy nametaveta ity ramatoa ary nikasitana azy mihintsy. Nihamafy ny ady ka niantso polisy ilay ramatoa. Naravona ihany ilay disadisa ka nifamela heloka izy mianaka.
Iza ary nodiso ain’izany tranga izany ho antsika mpamaky!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
TSY FITANDREMANA SA LOZA HO TONGA
Zaza vavy kely 3taona no tafiditra hopitaly hono ny fahatapahan’ilay posy nitondra azy tamin’ny fotoana fodiana avy nianatra ny zoma 09 novambra 2012 lasa teo. Tsy nampoizina ny zavanitranga fa tafiditra tanaty lavaka kely izay ilay posy dia tapaka. Vokany, naratra ireo zaza tao anatiny fa ny iray tamin’io no tena voa satria latsaka teo amin’ny arabe izy ary dia mbola voadonan’ny bisikileta tao aorian’ny zareo izay niezaka niaro ny tenany ihany mba tsy handona ilay posy tapaka. Naratra mafy ilay zaza ka tsy niandry ela ilay nitondra azy fa avy hatrany dia nentina teny amin’ny hopitaly. ireo zaza sasany izay tsy naratra firy ireo kosa dia nentina nody tany amin’ny Ray aman-dRenin’ny ary hanambara ihany koa ny zava-nitranga.
Raha enao ary nonahita izay dia inona no azonao ambara: loza ho tonga ve sa tsy fitandremana? anao ny resaka!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Il s’agit déjà une vie quand on parle d’un fœtus.
Comme nous savons tous, L’avortement est l’expulsion de l’embryon ou du fœtus avant le 180e jour de la grossesse (moins de 500 g). Il peut être spontané ou provoqué. Ce dernier est l’interruption de grossesse pratiquée sur l’initiative de la femme qui, pour des raisons personnelles, ne souhaite pas avoir d’enfant. Il s’agit d’une démarche personnelle ou conjugale. Ces avortements clandestins sont pratiqués par des matrones mais aussi par des médecins libéraux.
A Madagascar, malgré que l’interruption de la grossesse(IVG) soit interdite par la loi, le nombre de cas d’avortements clandestins ne cesse d’augmenter depuis l’année 1997 (43,2% des décès maternels enregistrés en 1997 à l’hôpital Befelatanana).
Le problème c’est l’incompréhension réciproque entre l’homme et la femme. La phase d’ovulation des femmes ne dure que 48 heures. Donc, les couples ont largement le temps pour satisfaire leurs désirs corporels, sans créer des accidents ou des grossesses inattendues.
Toutes les catégories de femmes semblent concernées par l’avortement mais plus particulièrement les plus jeunes, célibataires et en cours de scolarisation. Ces dernières cherchent à reculer le moment de la première naissance afin de terminer leurs études, de trouver un premier emploi et de se marier. Or ces jeunes filles ont un accès très limité à la contraception et leurs choix contraceptifs dépendent encore fortement de la volonté de leur partenaire sexuel.
(image:google)
L’avortement clandestin peut entraîner des graves conséquences sur la santé de la femme :
- Les hémorragies sont les conséquences de lésions traumatiques, comme la perforation de l’utérus provoquée par des instruments inadaptés. Il peut exister des lésions toxiques de l’appareil génital et de ses annexes dues à l’emploi des liquides injectés.
- Les complications infectieuses sont d’abord locales, mais deviennent générales si un traitement antibiotique n’est pas rapidement mis en place. Il existe aussi des risques de thrombose : formation d’un caillot de sang (ou thrombus) dans une artère ou dans une veine, compliquée éventuellement d’une inflammation ou d’une obstruction du vaisseau, ou encore d’une embolie.
- Un avortement clandestin peut compliquer ultérieurement d’autres grossesses. La stérilité est la plus grave des complications ultérieures.
- Le cancer qui mène vers la mort.
- Le pire, c’est la conséquence psychologique et traumatisme morale.
Il n’appartient pas à l’être humain de disposer de la vie, Ce qui est sûre c’est que la vie est si chère aux yeux de tout être humain. On dit que seul Dieu a le droit d’ôter la vie à quelqu’un. Et la loi Romano-germanique aussi ne permet pas à quiconque de tuer quelqu’un sans sa permission, Il n’est pas question d’autoriser cette pratique ici chez nous quelque soit la raison puisqu’on parle déjà d’être humain lorsqu’il s’agit d’un fœtus.
By H.T.M
TANORA GARAN’TEEN, AFAKA MANATRATRA NY TANJONY
5000 j’aimes no tanjony Tanora Garan’Teen ao amin’ny “page facebook” amin’ity taona 2012 ity mandritra ny enim-bolana. Noho io tanjona io dia nitaraina tamin’ny Ministera mpiahy azy ireto tanora mba hanomezany fitaovana ho entina manatanteraka ny asa. Tsy niandry ela anefa ny tompon’andraikitra fa avy hatrany dia namaly ny hetahetan’ireto farany. Notolorana solosaina iray sy “connection clé 3G” iray avy ny faritany enina misy anireto Tanora Garan’Teen ireto.

Natao izao hoy Andriamatoa Minisitra mba hahafahan’ireto tanora manatratra ny tanjona amin’ny asa fanentanana atao ao amin’ny Facebook. “Tsy maintsy mifanampy isika tanora aminy asa fanentanana mba hanatratrarana ny tanjona ka hisiany fiovana eo amitsika” araka ny nambarany solotenan’ny tanora. Tsy vitan’olona iray io fa tsy maintsy miara mihetsika isika rehetra amin’izany fanasoavana tanora izany. Tamin’ny zoma 12 Octobra 2012 lasa teo no nanolorana ireo fitaovana ireo tamin’ny fomba ofisialy tao amin’ny “Petit Palais” ao Mahamasina. Sady famaranana amin’ny fomba ofisialy ny fiofanana izay nataon’ny vodrona tanora maro izay ahitana ny TGT, JPE, CCJ io fotona io no nanolorana ny fitaovana. Tonga nanotrona ny lanonana tany ny Minisitry ny Tanora sy ny Alavoly miaraka amin’ireo mpiara miasa ao amin’ny Minisitera. Hita tao ihany koa ny solotena avy amin’ny Minisiteran’ny Tontolo iainana nanome ny tsara ho fantatra momba ny fiarovana ny tontolo iainana. Fampanantenana no nomen’ireto tanora ny hanantateraka ny asany araka ny andrasana aminy taminy fandraisana anjara fitenenana nataon’izy ireo.
Nofaranana tamin’ny lanonana ny fotona izay nankan’ireto tanora « embiance » sady nifanaovam-beloma taminy samy tanora.
MANINDRY J’AIME DIA LASA MPIKAMBANA
Loka goavana no miandry ny Tanora izay tsara vintana manindry ny “j’aime” ao amin’ny pejy “Facebook” Tanora Garan’Teen, araka ny fampanantena nomen’Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy ny Alavoly ANDRIATIANA Ulrich Jacques. Izany no natao mba ho fampirisihana ny tanora hiditra ao amin’ny pejy « Facebook » Tanora Garan’Teen. Dinidinika, resadresaka, fifanakalozana eo samy tanora ary torohevitra mahakasika ny fahasalaman’ny tanora no hita ao amin’io pejy io. Afaka miatrika ny fiainana tsara ny tanora mahazo torohevitra ao ka mizara izany amin’ny hafa izay miteraka fampandrosoana eo amin’ny toerana misy azy. 3000 j’aime no tanjona tratrarin’ny Tanora Garan’teen amin’ity volona Octobra ity izay midika hoe 3000 tanora voa entana ka afaka hampandroso ny manodidina azy araka ny nambaran’Andriamatoa RATSARAZAKA Mahaleo Manantsoa chef de fil Tanora garan’Teen.
Aiza ary isika tanora amin’izany eee!!!!!!!!
http://www.tanoragaranteen.wordpress.com/
les jeunes et leurs avenirs
La situation est que, à Madagascar, la moitié des jeunes d’entre 10 à 24 ans selon l’Organisation Internationale du Travail/Bureau Internationale du Travail est au « chômage »!
Nous avons également quelques chiffres tels que 57,2% de la population Malagasy a moins de 20 ans, ce qui fait que les jeunes sont d’autant plus nombreux que les autres couches ; et que 1/3 des adolescentes a déjà été au moins enceinte une fois; pour ce qui est du SIDA, le taux de prévalence en 2007 est de 0,13% pour les 15 à 19 ans, et de 0,21% pour les 20 à 24 ans, ce n’est pas beaucoups mais ce n’est pas pour autant éradiquer pour de bon. et puis sur la prostitution, 18,6 %des travailleurs de sexe ont moins de 19 ans. Ce sont là quelques chiffres sur la situation des jeunes.
Les données proviennent de http://www.instat.mg et des « les jeunes malgaches faits et chiffres (août 2011) »
Compte tenu des contextes énoncés, et mis à
part la situation politique (sujet à ne pas considérer), ma question est la suivante:
« Quel sera l’avenir des jeunes Malagasy? »
- Un avenir radieuxpour les jeunes qui ont fait des études??
- Ceux qui sont dans la misère resteront dans la misère??
- …
introduction Tanora Garan’Teen
s ados-sexualité-gestion de l’environnement
Aujourd’hui, enfin prends tes propres décisions et ne laisse pas tes proches faire tes choix à ta place.
Tu es assez mature pour pouvoir choisir toi-même ce que tu veux, tu as peut-être eu à retomber sur les marches mais t’inquiètes on est là pour te faire r
Prends en main ton avenir, sois responsable de ta personne en pesant le pour et le contre des actions que tu entreprends.
Ainsi donc, derrière cette page tu as des jeunes recueillis des 4 coins de Madagascar, constituant la Cellule Technique Nationale en terme technique, et l’équipe Garan’teen pour faciliter nos échanges.
Envoie tes questions et on y répond le plus vite possible pour te satisfaire^^
POUR UNE FOIS, SAISIS L’OPPORTUNITÉ DE TE DÉMARQUER AUX YEUX DU MONDE. C’EST LE MOMENT DE TE LÂCHER !


